MG :
Ity repositories ity dia natao ho ampiasain'ny olona rehetra izay mila azy . Raisina an-tanan-droa avokoa ireo fanamarihana sy fanatsarana rehetra.
EN :
This repositories can be used by those who need it. All comments and improvements are welcome.
Ity repositories ity dia misy ny version JSON an'ireo hira hita ao anatin'ny fihirana toy ny :
1. Fihirana FFPM
2. Antema
3. Fihirana Fanampiny
- Fampidirana an'ireo tononkira FFPM tsy feno (820 hatramin'ny 827).
- Fampidirana ny lohateny sy ny mpanoratra ho an'ny hira rehetra.
- Famoronana ny SQL
- ....Tsy mbola haiko fa apetrako eto ihany rehefa mahita izaho 😁😁.
- Fork-eo
- Mamorona branch ho anao (git checkout -b branch_ko)
- Commit-eo ireo fanovana nataonao (git commit -m "Nanova zavatra milay be")
- Push-eo @ izay (git push origin branch_ko)
- Mamoronà Pull request
MG :
Isaorana avokoa ireo nanampy (@hearoy) nahafahana nananganana ity projet kely ity.
EN :
Thank you to everyone (@hearoy) who contributed to the creation of this project.
Mankasitraka / Thank you