jmRakoto / sekolikoMobile

Geek Repo:Geek Repo

Github PK Tool:Github PK Tool

sekolikoMobile

Projet natao hanamorana ny fitantanana ny sekoly rehetra manerana an'i Madagascar (version mobile).

Free Opensource

Raha te hiara-hiasa aminay hianao dia , manaova fork => pull request

Installation

Projet sous react-native v0.57 , natao ny 22 desambra 2018 tamin'ny 10 Ora sy 32Min alina

  git clone https://github.com/julkwel/sekolikMobile.git
  cd sekolikoMobile
  npm install
  react-native run-[android/ios]
  

Fifanarahana amin'ny nommage

Ataovy mora azo ny nommage anao amin'ny teny anglais : 
=> class templates  tz-nom-classe
=> Class            TzNomClasse
=> id               id-tz-nom-id
=> function         nomFunctionTz

Loko sy chart graphique

indigo => #aa66cc
Bleu => #1976d2
Grey => #e9ebee

Font
https://fonts.google.com/specimen/Montserrat?selection.family=Montserrat

Documentation sy commentaires

=> Ataovy mazava amin'ny teny anglais ny commentaire anao , toy izao ny commentaire rehetra ampiasaina,
ezahina ny tsy hampiasa " // "

/**
 * eto ny commentaireko
 */
 
 => Ny espacement dia tab no ampiasaina fa tsy espace 

Misokatra hoamin'ny fiaraha-miasa hoan'ny rehetra ♥️ ary manasa anao handray anjara 🔧 !!!

About


Languages

Language:Objective-C 47.9%Language:Python 20.6%Language:Java 16.8%Language:JavaScript 14.7%