jmRakoto / bonane

Firariantsoa hoantsika rehetra

Home Page:https://julkwel.github.io/bonane/

Geek Repo:Geek Repo

Github PK Tool:Github PK Tool

Bonne année 2019 from Madagascar

Andeha hifampirary soa amin'izao taona vaovao ,

Raha te hirary soa ny hafa ianao dia apetraho ao amin'ny USER.json ny anaranao manaraka ny architecture an' izay efa misy ao,

Afaka atao ny manova tanteraka manatsara an'ity code ity ary misokatra hoan'ny rehetra.

Manaova fork , pull request raha manana proposition ianao.

Raha mbola tsy tena havanana amin'ny git ianao dia indro misy instruction tsotra ato

Fitsipika hifampitondrana amin'ny soratra

Ny variables rehetra dia miantomboka amin'ny gasy_nom_variable

Ezahina ny externalisation css sy js rehetra


  • Raha hanampy ny anaranao ianao dia ao amin'ny USER.json "name":"ny_anaranao"

  • Raha hanampy ny sarinao ianao dia ao amin'ny USER.json "image":"lien_image_github_anao"

  • Raha hanampy hafatra ianao dia ao amin'ny USER.json "message":"hafatra_zarainao"

  • Raha hanampy ny url github anao ianao dia ao amin'ny USER.json ihany "username":"github_username"

Fanamarihana

  • Ny tsara dia izay information anao ato amin'ny github no apetraka mba tsy hiovaova satria ny image github constant na dia manolo sary aza ianao.

  • Ezaho ny manaraka izay zavatra efa nataon'ny teo aloha.

  • Hatsarao foana ny coden-tsika

About

Firariantsoa hoantsika rehetra

https://julkwel.github.io/bonane/

License:Other


Languages

Language:CSS 92.1%Language:JavaScript 7.0%Language:HTML 0.9%