club-mg / haiteny

Geek Repo:Geek Repo

Github PK Tool:Github PK Tool

Haiteny

Uncategorized

  • Ny akoho ny tonga tsidina, dia ny tsy nahandry ny andro zoma
  • Ny andrakandrana no ihinanan'ny kisoa tay
  • Ny kananana tsa mba gisa, ny sonjo ro atao hoe ramandady, mantany aho fa sao dia diso : Roky ve mpitovo sa mpanambady ?
  • Ny tsiny haran'avo, ny fondro vato malama
  • Ny ahy ny resaka ataoko hoatran'ny voni'kiloga ko refa tsy miteny tsony dia zay no vita
  • Ataoko fihady vomanga kirijavola, tonga dia ny voamasony no pitsiriny
  • Tsy ny fitakotrakotrakin'ny orana no hanamasaka ny vary mbola maintso, na fijoalajoala ny hazo no haha-loaka ny lanitra

About