abyssDS / quotes-gasy

Quotes Gasy aka QG

Geek Repo:Geek Repo

Github PK Tool:Github PK Tool

Quotes Gasy aka QG

JSON mitahiry ireo "quotes" na "citations" malagasy (malaza na tsia).

Hampiditra quotes

Raha hampiditra "quotes" vaovao dia araho ito toromarika ito:

  1. Manaova Fork ka tsindrio ilay bokotra volon-davenona amin'ny farany havanana mifanitsy amin'ny anaran'ilay repository

  2. Alaivo ho ao amin'ny "ordinateur"-nao ilay Fork teo amin'ny alalan'ny git clone

  3. Mamorona branch vaovao ohatra git branch modif1

  4. MifindrĂ  ao amin'ilay branch vao noforoninao teo git checkout modif1

  5. Sokafy ilay quotes.json ary jereo sao efa tafiditra ao ilay tianao ampidirina.

  6. Ampitovio amin'ito ohatra ambany ito izay ampidirinao ary ataovy eny amin'ny farany ambany amin'ilay quotes.json

[
    {
        "name": "Ra Force",
        "quotes": [
            "Amin'azy amin'azy"
        ]
    },
    {
        "name": "Andry Nirina Rajoelina",
        "quotes": [
            "Velirano no ataoko aminao ry vahoaka malagasy fa ..."
        ]
    },
    {
        "name": "Marc Ravalomanana",
        "quotes": [
            "Faly aho, tena faly aho"
        ]
    }
]

Efa natao array ny quotes ka raha toa ka efa manana quote ao ilay olona dia eo ambanin'ilay azy farany apetraka izay ampianao.

  1. Tehirizo ny fanovana nataonao.

  2. Manaova commit hanamarihanao ilay fanovana.

  3. Alefaso ao amin'ilay Fork nataonao ilay fanovana.

  4. Manaova Pull requests ao amin'ny https://github.com/rasolofonirina/quotes-gasy/

Fanamarihana

  • Ialao ny fanoratra SMS.
  • Mba tsy ahasarotra ny fanekena ny pull request izay ataonao dia manaova foana git pull mialohan'ny handefasanao azy.

About

Quotes Gasy aka QG